|
|
|
|

Entrée1 raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Mots élémentaires  2raha, 3baka, 4misisika, 5ianao, 6izaho, 7kirongo, 8azo, 9idirana
Partie du discours  10 locution
Explications en malgache  11 teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Synonymes  12raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Mis à jour le 2025/09/12